LALANA VOASORITRAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Làlana voasoritra
Ny fiainanay ety
tsy maharitra, tsy haharitra
Fa mora ihonhsu loa
Ianao Jesosy Tompo
no mpandahatra anay
Ianao no tdmc hany hiantorahanay

Réf.
O vimbino sy hqsipdvm tahio Jesoa
Hampombay tononkira.serasera.org ny elatrao zahay
Ho eo anilanao
Ianao no aro ka mitia sy miaro anay ety
Hahazoanay ny fiainan-tsambatra

2. Lalan-tsarotra ho fantarinay Jesoa
Hafaliana, fahoriana nalahatrao
Mifandimby ho làlana voasoritra hizoranay
Aza avela handrefy izay ho anao zahay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0332