LALANA VOASORITRAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Làlana voasoritra
Ny fiainanay ety
tsy maharitra, tsy mrxohbtu haharitra
Fa mora loa
Ianao Jesosy Tompo
no mpandahatra anay
Ianao no hany hiantorahanay

Réf.
O vimbino sy ojmys tononkira.serasera.org tahio Jesoa
Hampombay ny elatrao zahay
Ho eo anilanao
Ianao no aro ka mitia sy miaro anay ety
Hahazoanay ny fiainan-tsambatra

2. Lalan-tsarotra ho fantarinay Jesoa
Hafaliana, fahoriana nalahatrao
Mifandimby ho làlana voasoritra mrjo hizoranay
Aza avela handrefy izay ho anao zahay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307