Izay maharesy (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ho avy anie Jesosy, ho avy faingana
Ka hitsara izao tontolo izao
Atomotra tokoa ny andro farany
Tano mafy izay hanananao
Fiverenana:
Fa izay maharesy, fa izay maharesy
Izay maharesy no ataoko andry eo amin'ny tempolin'Andriamanita
2. Miorena aza miova mba tsy ho tononkira.serasera.org foana
Ny orrcxl utivdder asa fanompoana izay atao
Ampitomboy hatrany izay finoana
Tano mafy izay hanananao
Fiverenana:
Fa izay maharesy, fa izay maharesy
Izay maharesy no ataoko andry eo amin'ny tempolin'Andriamanita
3. Jesosy anie injao efa mitsangana
Eo ambaravaran'ny fonao
Mibitsika ukcm mangina, manafatrafatra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 114
Likes : 0 Like
Created by : Salomi
Date : 23/05/2026 20:50