Izay maharesy (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ho avy anie Jesosy, ho avy faingana
Ka hitsara izao tontolo izao
Atomotra tokoa ny andro farany
Tano mafy izay hanananao
Fiverenana:
Fa izay maharesy, fa izay maharesy
Izay maharesy no ataoko andry eo cmxqy amin'ny tempolin'Andriamanita
2. Miorena aza miova mba tsy ho foana
Ny asa fanompoana izay atao
Ampitomboy hatrany izay finoana
Tano mafy izay hanananao
Fiverenana:
Fa izay maharesy, fa izay maharesy
Izay acbz maharesy no ataoko andry eo amin'ny tempolin'Andriamanita
3. Jesosy anie injao efa mitsangana
Eo ambaravaran'ny fonao
Mibitsika mangina, manafatrafatra
Tano mafy izay hanananao
Fiverenana:
Fa izay maharesy, fa izay maharesy
Izay maharesy no octhc ataoko andry eo tononkira.serasera.org amin'ny tempolin'Andriamanita
Ka hitsara izao tontolo izao
Atomotra tokoa ny andro farany
Tano mafy izay hanananao
Fiverenana:
Fa izay maharesy, fa izay maharesy
Izay maharesy no ataoko andry eo cmxqy amin'ny tempolin'Andriamanita
2. Miorena aza miova mba tsy ho foana
Ny asa fanompoana izay atao
Ampitomboy hatrany izay finoana
Tano mafy izay hanananao
Fiverenana:
Fa izay maharesy, fa izay maharesy
Izay acbz maharesy no ataoko andry eo amin'ny tempolin'Andriamanita
3. Jesosy anie injao efa mitsangana
Eo ambaravaran'ny fonao
Mibitsika mangina, manafatrafatra
Tano mafy izay hanananao
Fiverenana:
Fa izay maharesy, fa izay maharesy
Izay maharesy no octhc ataoko andry eo tononkira.serasera.org amin'ny tempolin'Andriamanita
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 165
Likes : 0 Like
Created by : Salomi
Date : 23/05/2026 20:50
