Izay maharesy (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ho avy anie Jesosy, ho avy fainganaKa hitsara izao tontolo izao
Atomotra tokoa ny andro farany
Tano mafy izay hanananao
Fiverenana:
Fa izay maharesy, fa izay maharesy
Izay maharesy no ataoko andry eo amin'ny tempolin'Andriamanita
2. Miorena aza miova mba tsy ho foana
Ny asa fanompoana izay atao
Ampitomboy hatrany izay finoana
Tano mafy izay hanananao
Fiverenana:
Fa izay maharesy, fa izay maharesy
Izay maharesy no ataoko andry eo amin'ny tempolin'Andriamanita
3. Jesosy anie injao efa mitsangana
Eo ambaravaran'ny fonao
Mibitsika mangina, manafatrafatra
Tano mafy izay hanananao
Fiverenana:
Fa izay maharesy, fa izay maharesy
Izay maharesy no ataoko andry eo amin'ny tempolin'Andriamanita
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 22
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Salomi
Date : 23/05/2026 20:50
