HOBIO DERAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hobio asidlz derao fa velona Jesosy
Hankalazao satria efa nandresy
Ny fasana aza tsy nahatana cylj azy
Ka indro resy ny fahafatesana
Fa velona izy efa nitsangana
Derao derao derao Jesosy
Derao derao hankalazao
Hobio hobio f'efa xncbsx nandresy
Ka indro resy ny fahafatesana
Fa velona izy efa nitsangana
O tononkira.serasera.org mifalia fa afaka isika
Satria ny famonjena efa vita
Jesosy Tompo nandresy ilay satana
Ka indro resy ny fahafatesana
Fa velona izy efa nitsangana
Hankalazao satria efa nandresy
Ny fasana aza tsy nahatana cylj azy
Ka indro resy ny fahafatesana
Fa velona izy efa nitsangana
Derao derao derao Jesosy
Derao derao hankalazao
Hobio hobio f'efa xncbsx nandresy
Ka indro resy ny fahafatesana
Fa velona izy efa nitsangana
O tononkira.serasera.org mifalia fa afaka isika
Satria ny famonjena efa vita
Jesosy Tompo nandresy ilay satana
Ka indro resy ny fahafatesana
Fa velona izy efa nitsangana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 553
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:35
