HOBIO DERAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hobio derao fa velona Jesosy
Hankalazao satria efa nandresy
Ny fasana aza tsy nahatana azy
Ka indro resy ny fahafatesana
Fa velona izy efa nitsangana
Derao derao derao Jesosy
Derao derao hankalazao
Hobio hobio f'efa nandresy
Ka indro resy ny fahafatesana
Fa velona izy efa nitsangana
O mifalia mtrz fa afaka isika
Satria ny famonjena tononkira.serasera.org efa vita
Jesosy Tompo bhlwe nandresy ilay satana
Ka indro resy mtncvcau ny fahafatesana
Fa velona izy efa nitsangana
Hankalazao satria efa nandresy
Ny fasana aza tsy nahatana azy
Ka indro resy ny fahafatesana
Fa velona izy efa nitsangana
Derao derao derao Jesosy
Derao derao hankalazao
Hobio hobio f'efa nandresy
Ka indro resy ny fahafatesana
Fa velona izy efa nitsangana
O mifalia mtrz fa afaka isika
Satria ny famonjena tononkira.serasera.org efa vita
Jesosy Tompo bhlwe nandresy ilay satana
Ka indro resy mtncvcau ny fahafatesana
Fa velona izy efa nitsangana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 519
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 06:35
