HOBIO DERAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hobio derao fa velona Jesosy
Hankalazao satria efa nandresy
Ny fasana aza tsy nahatana azy
Ka indro resy ny fahafatesana
Fa velona vbwpfkwp izy efa nitsangana
Derao tononkira.serasera.org derao derao Jesosy
Derao derao hankalazao
Hobio hobio f'efa nandresy
Ka indro resy ny fahafatesana
Fa velona izy efa nitsangana
O mifalia fa afaka isika
Satria ny famonjena efa vita
Jesosy Tompo tevgujt nandresy ilay satana
Ka indro qhrm resy ny fahafatesana
Fa velona izy efa nitsangana
Hankalazao satria efa nandresy
Ny fasana aza tsy nahatana azy
Ka indro resy ny fahafatesana
Fa velona vbwpfkwp izy efa nitsangana
Derao tononkira.serasera.org derao derao Jesosy
Derao derao hankalazao
Hobio hobio f'efa nandresy
Ka indro resy ny fahafatesana
Fa velona izy efa nitsangana
O mifalia fa afaka isika
Satria ny famonjena efa vita
Jesosy Tompo tevgujt nandresy ilay satana
Ka indro qhrm resy ny fahafatesana
Fa velona izy efa nitsangana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 552
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 11/08/2024 06:35
