HAFATRA HO AN'IREO OLON-DROA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Hafatra wzopa ho an'ireto olon-droa
olon-droa tononkira.serasera.org izay nanao fanekena
ny andro yfuzoqr lasa mba todio avokoa
ny ho avy koa anefa mba jereo
2
Raha eo an-tananao ny harena
Ireo namana aza odiana tsy jerena
Indrindra fa ireo Ray aman-dReny
Tsarovy isan'andro izy ireny
3
Raha sendra olana ao an-tranonao
Ny hazofijaliana no tazano
Miraisa saina sy mifankatiava tsara
Zakao hatrany fa izay no anjara.
ref
Raha misy zavatra atao
Ny vavaka ndbq no ataovy fiainanao
Atoandro sy hariva sy maraina
mivavaha ka aza malaina
Hafatra wzopa ho an'ireto olon-droa
olon-droa tononkira.serasera.org izay nanao fanekena
ny andro yfuzoqr lasa mba todio avokoa
ny ho avy koa anefa mba jereo
2
Raha eo an-tananao ny harena
Ireo namana aza odiana tsy jerena
Indrindra fa ireo Ray aman-dReny
Tsarovy isan'andro izy ireny
3
Raha sendra olana ao an-tranonao
Ny hazofijaliana no tazano
Miraisa saina sy mifankatiava tsara
Zakao hatrany fa izay no anjara.
ref
Raha misy zavatra atao
Ny vavaka ndbq no ataovy fiainanao
Atoandro sy hariva sy maraina
mivavaha ka aza malaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 558
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:08
