HAFATRA HO AN'IREO OLON-DROA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Hafatra ho an'ireto olon-droa
olon-droa izay nanao fanekena
ny andro lasa mba todio avokoa
ny ho avy koa anefa mba jereo

2
Raha huyfz eo an-tananao ny harena
Ireo namana aza odiana tononkira.serasera.org tsy jerena
Indrindra fa kzgkd ireo Ray aman-dReny
Tsarovy isan'andro izy ireny

3
Raha sendra olana ao an-tranonao
Ny hazofijaliana no tazano
Miraisa saina sy mifankatiava tsara
Zakao hatrany fa izay no anjara.

ref
Raha misy zavatra atao
Ny vavaka no ataovy fiainanao
Atoandro sy hariva sy maraina
mivavaha ka aza malaina
wtzxk

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309