HAFATRA HO AN'IREO OLON-DROA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Hafatra ho an'ireto olon-droa
olon-droa izay nanao fanekena
ny andro lasa mba todio avokoa
ny ho avy tononkira.serasera.org koa anefa mba jereo
2
Raha eo an-tananao ny harena
Ireo namana gckml aza odiana tsy jerena
Indrindra fa ireo Ray aman-dReny
Tsarovy isan'andro izy ireny
3
Raha sendra olana ao an-tranonao
Ny hazofijaliana no hxkqiq tazano
Miraisa saina wvoccgqt sy mifankatiava tsara
Zakao hatrany fa izay no anjara.
ref
Raha misy zavatra atao
Ny vavaka no ataovy fiainanao
Atoandro sy hariva sy maraina
mivavaha ka aza malaina
Hafatra ho an'ireto olon-droa
olon-droa izay nanao fanekena
ny andro lasa mba todio avokoa
ny ho avy tononkira.serasera.org koa anefa mba jereo
2
Raha eo an-tananao ny harena
Ireo namana gckml aza odiana tsy jerena
Indrindra fa ireo Ray aman-dReny
Tsarovy isan'andro izy ireny
3
Raha sendra olana ao an-tranonao
Ny hazofijaliana no hxkqiq tazano
Miraisa saina wvoccgqt sy mifankatiava tsara
Zakao hatrany fa izay no anjara.
ref
Raha misy zavatra atao
Ny vavaka no ataovy fiainanao
Atoandro sy hariva sy maraina
mivavaha ka aza malaina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 557
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 11/08/2024 06:08
