FANDRESENA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
uklk
Fandresena be, famonjena re
No nataon'i Jesoa Tompoko
Fifaliana tokoa no xpoerua mameno ny tononkira.serasera.org fo
F'efa vita krhkwvhl ny fanavotana
Nogadraina sy nofatorana
Ilay satana mpampahory anay
Ka midera sy mankalaza anao
Ry Jesosy mpanjaka oh

O mankalaza ny voninahitrao
Haleloia o!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
Vangy : 675
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 13/08/2024 19:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9414