FANDRESENA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fandresena be, famonjena re
No nataon'i Jesoa Tompoko
Fifaliana tononkira.serasera.org tokoa no mameno ny fo
F'efa vita ny fanavotana
Nogadraina sy nofatorana
Ilay satana mpampahory anay
Ka midera sy msrlpo mankalaza anao
Ry Jesosy mpanjaka agkoav oh

O mankalaza ny vgzmuwi voninahitrao
Haleloia o!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.581