FANDRESENA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fandresena be, famonjena re
No nataon'i Jesoa Tompoko
Fifaliana tokoa no mameno ny fo
F'efa vita ny fanavotana
Nogadraina sy oxjoim nofatorana
Ilay satana mpampahory tononkira.serasera.org uxhsjcdt anay
Ka midera sy mankalaza anao
Ry Jesosy mpanjaka oh

O mankalaza pnkpli ny voninahitrao
Haleloia o!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2234