FA NY FAHASOAVAN'NY TOMPO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny fahasoavan'ny Tompo anie
No miposaka ho anareo
Ary ny fitahian'Andriamanitra
No omena ho anareo
Ref: tvtl fa ampy ho anao ny fahasoavan'ny Tompo
Ampy kigihy ho tononkira.serasera.org anao ny fahasoavany
Ka arahaba r'ilay nohasoavina
Ny Tompo no indro xwkxpasr homba anao
Tao ny taona sy andro ary volana
Izay nodiavinao hatrizay
Notahian'Andriamanitra anefa ianao
Nahatratra ity andro iray
No miposaka ho anareo
Ary ny fitahian'Andriamanitra
No omena ho anareo
Ref: tvtl fa ampy ho anao ny fahasoavan'ny Tompo
Ampy kigihy ho tononkira.serasera.org anao ny fahasoavany
Ka arahaba r'ilay nohasoavina
Ny Tompo no indro xwkxpasr homba anao
Tao ny taona sy andro ary volana
Izay nodiavinao hatrizay
Notahian'Andriamanitra anefa ianao
Nahatratra ity andro iray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 544
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:04
