Ampidiro aloha ny tenimiafina
FA NY FAHASOAVAN'NY TOMPO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny fahasoavan'ny Tompo anie
No miposaka ho pzaiiz anareo
Ary ny fitahian'Andriamanitra
No omena ho anareo
Ref: fa ampy ho tononkira.serasera.org anao ny fahasoavan'ny Tompo
Ampy ho anao ny fahasoavany
Ka arahaba r'ilay nohasoavina
Ny ksiwdxoo Tompo no indro homba anao
Tao ny taona sy nljyx andro ary volana
Izay nodiavinao hatrizay
Notahian'Andriamanitra anefa ianao
Nahatratra ity andro iray
No miposaka ho pzaiiz anareo
Ary ny fitahian'Andriamanitra
No omena ho anareo
Ref: fa ampy ho tononkira.serasera.org anao ny fahasoavan'ny Tompo
Ampy ho anao ny fahasoavany
Ka arahaba r'ilay nohasoavina
Ny ksiwdxoo Tompo no indro homba anao
Tao ny taona sy nljyx andro ary volana
Izay nodiavinao hatrizay
Notahian'Andriamanitra anefa ianao
Nahatratra ity andro iray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 544
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 06:04
