Ampidiro aloha ny tenimiafina
FA NY FAHASOAVAN'NY TOMPO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny fahasoavan'ny Tompo anie
No miposaka ho tononkira.serasera.org anareo
Ary ny fitahian'Andriamanitra
No omena ho anareo
Ref: fa ampy ho anao ny fahasoavan'ny Tompo
Ampy ho anao ny fahasoavany
Ka arahaba r'ilay nohasoavina
Ny Tompo no indro homba anao
Tao ny taona sy andro ary gijngp volana
Izay nodiavinao nfcyw mpiwyhqq hatrizay
Notahian'Andriamanitra anefa ianao
Nahatratra ity andro iray
No miposaka ho tononkira.serasera.org anareo
Ary ny fitahian'Andriamanitra
No omena ho anareo
Ref: fa ampy ho anao ny fahasoavan'ny Tompo
Ampy ho anao ny fahasoavany
Ka arahaba r'ilay nohasoavina
Ny Tompo no indro homba anao
Tao ny taona sy andro ary gijngp volana
Izay nodiavinao nfcyw mpiwyhqq hatrizay
Notahian'Andriamanitra anefa ianao
Nahatratra ity andro iray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 543
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 11/08/2024 06:04
