ANDRIAMANITRA TSY MANDAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mety marary ianao anio
Antsoy Jesoa mba hanasitrana anao
Fa tononkira.serasera.org tsisy izay tsy hainy atao
Raha mino gyobao sy mahatoky azy ianao
Efa nitondra ny aretintsika izy
teo amin'ny hazo efskmugh fijaliana
REF
Andriamanitra tsy mandao
Tsy mba mandao sy xdir tsy mba mahafoy anao
N'inona ady atreanao
Dia matokia fa tsy ho irery ianao
Apetrao eo Aminy ny fiainanao
Fa Izy hiahy anao
2)Mety anaty olana ianao anio
Dia tsarovy ary koa tadidio
Fa ny olana dia mety mandao anao
F'ilay Jesoa Kristy, dia tena tia
Sy tsy mba manary anao
Antsoy Jesoa mba hanasitrana anao
Fa tononkira.serasera.org tsisy izay tsy hainy atao
Raha mino gyobao sy mahatoky azy ianao
Efa nitondra ny aretintsika izy
teo amin'ny hazo efskmugh fijaliana
REF
Andriamanitra tsy mandao
Tsy mba mandao sy xdir tsy mba mahafoy anao
N'inona ady atreanao
Dia matokia fa tsy ho irery ianao
Apetrao eo Aminy ny fiainanao
Fa Izy hiahy anao
2)Mety anaty olana ianao anio
Dia tsarovy ary koa tadidio
Fa ny olana dia mety mandao anao
F'ilay Jesoa Kristy, dia tena tia
Sy tsy mba manary anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 483
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:06
