ANDRIAMANITRA TSY MANDAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mety marary ianao anio
Antsoy Jesoa mba hanasitrana anao
Fa tsisy izay tsy hainy atao
Raha mino sy mahatoky azy ianao
Efa nitondra ny aretintsika izy
teo amin'ny hazo fijaliana
REF
Andriamanitra tsy tononkira.serasera.org mandao
Tsy mba mandao sy qhcbwvjb tsy mba mahafoy anao
N'inona ady atreanao
Dia matokia fa tsy ho irery lbvdea ianao
Apetrao eo Aminy ny fiainanao
Fa Izy hiahy anao
2)Mety anaty olana ianao anio
Dia tsarovy ary koa tadidio
Fa ny olana dia mety mandao anao
F'ilay Jesoa Kristy, dia tena swcefo tia
Sy tsy mba manary anao
Antsoy Jesoa mba hanasitrana anao
Fa tsisy izay tsy hainy atao
Raha mino sy mahatoky azy ianao
Efa nitondra ny aretintsika izy
teo amin'ny hazo fijaliana
REF
Andriamanitra tsy tononkira.serasera.org mandao
Tsy mba mandao sy qhcbwvjb tsy mba mahafoy anao
N'inona ady atreanao
Dia matokia fa tsy ho irery lbvdea ianao
Apetrao eo Aminy ny fiainanao
Fa Izy hiahy anao
2)Mety anaty olana ianao anio
Dia tsarovy ary koa tadidio
Fa ny olana dia mety mandao anao
F'ilay Jesoa Kristy, dia tena swcefo tia
Sy tsy mba manary anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 526
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 11/08/2024 06:06
