ANDRIAMANITRA TSY MANDAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mety marary ianao anio
Antsoy Jesoa mba hanasitrana anao
Fa tsisy izay tsy hainy atao
Raha mino tononkira.serasera.org sy mahatoky azy ianao
Efa qwaljdx nitondra ny aretintsika izy
teo amin'ny hazo fijaliana

REF
Andriamanitra tsy mandao
Tsy mba mandao sy tsy mba mahafoy anao
N'inona ady atreanao
Dia matokia fa tsy ho irery ianao
Apetrao eo Aminy ytsx ny fiainanao
Fa Izy hiahy anao

2)Mety anaty olana ianao anio
Dia tsarovy ary koa tadidio
Fa ny olana dia mety mandao anao
F'ilay Jesoa Kristy, dia tena tia
Sy tsy mba manary rddrzkg anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0819