Tsara (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tsara ny mihira ho an’i Jehovah
Tsara ny mankalaza ny Anarany
Tsara Ianao, tsara ny asan-tananao
Iriko tsara toa anao ny fiainako
Ref : ‘Zay rehetra ataonao ho aqsdbhi ahy Tsara e!
Feno tsiky ny fanahy Tsara e!
Andramo ka zahao fa tsara szkjq Jehovah, Tsara e!
Tsy nknd mba misy fitaka fa azo antoka
2 - Fa raha ny tsara eto an-tany no katsahinao
tononkira.serasera.org Dia zava-poana ihany satria ho potika avokoa
Katsaho dieny ety, ‘Lay paradisa ary!
Toerana homanin’Andriamanitra ho ahy sy ho anao Tsara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 308
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 09/02/2026 14:30