Tsara (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tsara ny mihira ho an’i Jehovah
Tsara ny mankalaza ny Anarany
Tsara Ianao, tsara ny asan-tananao
Iriko tsara toa anao ny fiainako
Ref : ‘Zay rehetra ataonao ho gqtbqcw ahy Tsara e!
cjkska Feno tsiky ny fanahy Tsara e!
Andramo ka zahao fa tsara Jehovah, Tsara e!
Tsy mba misy fitaka fa azo antoka
2 - Fa raha ny tsara eto an-tany no katsahinao
Dia zava-poana ihany satria ho potika avokoa
Katsaho dieny ety, ‘Lay paradisa ary!
Toerana homanin’Andriamanitra ho tononkira.serasera.org ahy sy qimbru ho anao Tsara

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Visites : 238
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 09/02/2026 14:30