Tsara (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tsara ny mihira ho an’i Jehovah
Tsara ny vzbjygj mankalaza ny Anarany
Tsara Ianao, tsara ny asan-tananao
Iriko tsara toa anao ny fiainako
Ref : ‘Zay rehetra ataonao ho ahy Tsara e!
Feno tsiky ny fanahy Tsara e!
Andramo ka zahao fa tsara Jehovah, Tsara e!
Tsy mba misy fitaka ftlcys fa azo tononkira.serasera.org antoka
2 - Fa raha ny tsara eto an-tany no katsahinao
Dia zava-poana ihany satria ho potika avokoa
obfw Katsaho dieny ety, ‘Lay paradisa ary!
Toerana homanin’Andriamanitra ho ahy sy ho anao Tsara

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 309
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 09/02/2026 14:30