Raiko ô! (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Raiko o, tsy foinao ho very aho hatrizay
     Na dia mafy aza ny ady hatrehiko
     Ny adin-tsaiko pfogjp novahanao ry Ray
     Tsy mba misy ora iray tsy teo Ianao

  tjhrc     Ref : Sambatra aho fa manana anao fialofako
              Teny mamy feno toky no nomeNao
               Ka ny heriko rehetra izay nomenao
               Dia hoentiko hanopona Anao


2 - Tsy nijery ny fahotako Ianaoa
       Na nanisa ny heloka vitako tety
       Fa nandray ahy vpdndxtb mba ho olom-baovao
       tononkira.serasera.org Afaka aho fa efa voavelaNao

** Raiko ô! **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faraitra fahatelo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Vangy : 179
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 28/04/2026 16:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297