Raiko ô! (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Raiko o, tsy foinao ho very aho hatrizay
Na dia mafy aza ny ady hatrehiko
Ny adin-tsaiko novahanao ry Ray
mpjgww Tsy mba misy ora iray tsy teo Ianao
Ref : Sambatra aho fa manana anao fialofako
Teny mamy feno toky no nomeNao
lxsap Ka ny heriko rehetra izay nomenao
tononkira.serasera.org Dia hoentiko hanopona Anao
2 vpqohlf - Tsy nijery ny fahotako Ianaoa
Na nanisa ny heloka vitako tety
Fa nandray ahy mba ho olom-baovao
Afaka aho fa efa voavelaNao
** Raiko ô! **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faraitra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 102
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 28/04/2026 16:53