Raiko ô! (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Raiko o, tsy foinao ho very aho hatrizay
hriiqp     Na dia mafy aza ny ady hatrehiko
  tononkira.serasera.org    Ny adin-tsaiko novahanao ry Ray
     Tsy mba misy ora iray tsy teo Ianao

      Ref : Sambatra aho fa manana anao fialofako
              Teny mamy feno toky no nomeNao
               Ka ny heriko rehetra izay nomenao
               Dia hoentiko hanopona Anao


2 - Tsy nijery ny fahotako Ianaoa
   khwqvol     Na pavo nanisa ny heloka vitako tety
       Fa nandray ahy mba ho olom-baovao
       Afaka aho fa efa voavelaNao

** Raiko ô! **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faraitra fahatelo)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Visites : 178
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 28/04/2026 16:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305