Ampidiro aloha ny tenimiafina
O mino (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Ianao Jesosy o! no hitako mahasambatra ahy
Amin’ity fiainana mandalo ity
Tsy andeha irery aho, fa Ianao no hitantana ahy
Amin’ny lalana hodiaviko.
ceau Ref : O MINO aho tsy maintsy ho tafita wrsmkk
Na betsaka aza ireo sakana
dhywiglo O mino aho (mino aho) handova paradisa ((lay paradisa)
‘Zay hitoerako rahatrizay.
2 - Na maro aza ireo mpamingana an-dalana
tononkira.serasera.org Mino aho fa todiko izany dia
Matoky ny herinao, ny sandrinao no miaro ahy
Sambatra aho manana fiarovako.
** O mino **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 246
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 28/04/2026 19:32