O mino (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Ianao Jesosy o! no hitako mahasambatra ahy
Amin’ity fiainana mandalo ity
Tsy andeha irery aho, fa Ianao no hitantana ahy
Amin’ny lalana hodiaviko.
Ref : O MINO aho tsy maintsy ho tafita
sgjzg rlvvz Na betsaka aza ireo sakana
O mino aho (mino aho) handova paradisa ((lay paradisa)
‘Zay hitoerako rahatrizay.
2 - Na maro aza ireo mpamingana an-dalana
Mino aho fa todiko izany dia
tononkira.serasera.org Matoky ny herinao, ny sandrinao no miaro ahy
Sambatra aho manana fiarovako.
** O mino **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra pfuqfq fahatelo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 245
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 28/04/2026 19:32