O mino (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
     1 – Ianao Jesosy o! no hitako mahasambatra ahy
          Amin’ity fiainana mandalo ity
        mabeqyds   Tsy andeha sbns irery aho, fa Ianao no hitantana ahy
  tononkira.serasera.org         Amin’ny lalana hodiaviko.

      Ref : O MINO aho tsy maintsy ho tafita
              Na betsaka aza ireo sakana
   qazceggk            O mino aho (mino aho) handova paradisa ((lay paradisa)
              ‘Zay hitoerako rahatrizay.

        2 - Na maro aza ireo mpamingana an-dalana
             Mino aho fa todiko izany dia
             Matoky ny herinao, ny sandrinao no miaro ahy
             Sambatra aho manana fiarovako.
** O mino **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Hits : 376
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 28/04/2026 19:32
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0478