Nihanahery finoana (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
      ckegltk 1 - Fitahiana sesilany natolotr’ilay Ray
           Ravoravo fatratra ny fiangonana
           Fa nahazo hery sy finoana
           Nanao ny asan’ilay xudg Ray Tsitoha.

           Ref : Fifaliana sy hasambarana
                   Ny miaraka amin’ny Ray feno fiadanana
                   Ary nihanahery finoana ny fiangonana
                   Sady gjvpwkux nihamaro isan’andro.

    tononkira.serasera.org  2 - Ny finoana no hajoro ho mafy horina
          Tsy hisalasala fa ho tena vonona
           Hampandroso hatrany no tanjona
           Hahazoana fiainam-baovao.

** Nihanahery finoana **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Hits : 181
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 06/05/2026 13:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364