Nihanahery finoana (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Fitahiana sesilany natolotr’ilay Ray
Ravoravo fatratra ny fiangonana
Fa nahazo hery sy finoana
Nanao ny asan’ilay Ray Tsitoha.
tononkira.serasera.org Ref : Fifaliana sy hasambarana
Ny miaraka amin’ny Ray feno fiadanana
fsrefcdh Ary nihanahery finoana ny fiangonana
Sady nihamaro isan’andro.
2 - Ny finoana no hajoro ho mafy horina
Tsy hisalasala fa ho tena vonona
shcjt Hampandroso hatrany no tanjona
Hahazoana fiainam-baovao.
** Nihanahery finoana umihq **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
Ravoravo fatratra ny fiangonana
Fa nahazo hery sy finoana
Nanao ny asan’ilay Ray Tsitoha.
tononkira.serasera.org Ref : Fifaliana sy hasambarana
Ny miaraka amin’ny Ray feno fiadanana
fsrefcdh Ary nihanahery finoana ny fiangonana
Sady nihamaro isan’andro.
2 - Ny finoana no hajoro ho mafy horina
Tsy hisalasala fa ho tena vonona
shcjt Hampandroso hatrany no tanjona
Hahazoana fiainam-baovao.
** Nihanahery finoana umihq **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 181
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 06/05/2026 13:22
