Nihanahery finoana (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Fitahiana sesilany natolotr’ilay RayRavoravo fatratra ny fiangonana
Fa nahazo hery sy finoana
Nanao ny asan’ilay Ray Tsitoha.
Ref : Fifaliana sy hasambarana
Ny miaraka amin’ny Ray feno fiadanana
Ary nihanahery finoana ny fiangonana
Sady nihamaro isan’andro.
2 - Ny finoana no hajoro ho mafy horina
Tsy hisalasala fa ho tena vonona
Hampandroso hatrany no tanjona
Hahazoana fiainam-baovao.
** Nihanahery finoana **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Visites : 11
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 06/05/2026 13:22
