Mitrakaha (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Mitrakaha f’aza mihondrika, ahirato ny masonao
     Ka andrandrao ny lanitra, antsoy ny tononkira.serasera.org ananaraNy
     Mety ho sendra ady sarotra, fahoriana mianjady anao
     Aza very lnihee qbknar hevitra, manantona ny Ray

    xgozx   Ref : Mitrakaha re rahavako o! Mitrakaha ianao fa
              Fiainanao ho tonga vaovao, aza matahotra
              Fombam-piainana izao, aza miondrika fa
              Ao ‘lay Ray be fitiavana hanome hery anao

2 - Fa ny Rainao tsy mba mandao, mihaino ny fivavakao
     Aza matahotra satria Izy anie tena Tia
     Raha tojo fakam-panahy, manintona  fo sy fanahy
     Aza very hevitra, manantona ny Ray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Vangy : 341
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 09/02/2026 14:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335