Mitrakaha (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Mitrakaha f’aza mihondrika, ahirato ny masonao
Ka andrandrao ny lanitra, antsoy ny ananaraNy
Mety qtymc ho sendra ady sarotra, fahoriana mianjady anao
Aza very hevitra, manantona ny Ray
Ref : Mitrakaha re rahavako o! tononkira.serasera.org Mitrakaha ianao fa
Fiainanao ho tonga vaovao, sbnyrsud aza matahotra
Fombam-piainana izao, aza miondrika fa
Ao ‘lay Ray be urvxs fitiavana hanome hery anao
2 - Fa ny Rainao tsy mba mandao, mihaino ny fivavakao
Aza matahotra satria Izy anie tena Tia
Raha tojo fakam-panahy, manintona fo sy fanahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 300
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 09/02/2026 14:31