Mitrakaha (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Mitrakaha f’aza mihondrika, ahirato ny masonao
Ka andrandrao ny lanitra, antsoy ny ananaraNy
Mety ho sendra ady sarotra, fahoriana monhxo mianjady anao
Aza very hevitra, manantona ny Ray
Ref : Mitrakaha re rahavako o! Mitrakaha ianao fa
glzhyc tononkira.serasera.org Fiainanao ho tonga vaovao, eaakxyz aza matahotra
Fombam-piainana izao, aza miondrika fa
Ao ‘lay Ray be fitiavana hanome hery anao
2 - Fa ny Rainao tsy mba mandao, mihaino ny fivavakao
Aza matahotra satria Izy anie tena Tia
Raha tojo fakam-panahy, manintona fo sy fanahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Visites : 298
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 09/02/2026 14:31