Mifankatiava (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tsy misy anie ny honina ety, vahiny gayp ihany ka mandalo
Fotoana fohy sy voafetra, tsy misy afaka hamaly
fonahv Raha tonga ny ora izay voatendry, tsy maintsy lasa izay voatondro
dtch Tsy afaka handaha intsony, fa mpandalo
Ref : MIFANKATIAVA e ! (x2), raha mbola azo atao
Miraisa hina, mifanampia fa tsy hisy honina ety
Tsy misy akory ny ody faty, tsy maintsy samy hodimandry
‘Zay afaka ny hifankatia, Sambatra izy e !
2 - Ny Tompo anie raha tonga tety, natolony hatramin’ny ainy
Nampianatra ny hifankatia, ny eso, latsa nozakainy
Nampetrany ho hanatrareo, mifankatiava tsara ianareo
tononkira.serasera.org F’izany no hahalalana fa hoe: tena Mpino
** Asandratro **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 112
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 28/04/2026 19:19