Mifankatiava (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tsy misy anie ny honina ety, vahiny ihany ka mandalo
Fotoana fohy sy voafetra, tsy misy afaka hamaly
Raha tonga ny ora izay voatendry, tsy maintsy lasa izay voatondro
Tsy afaka handaha intsony, fa mpandalo
Ref : MIFANKATIAVA e ! (x2), raha mbola azo atao
pjmemcbe Miraisa hina, mifanampia fa tsy hisy honina ety
Tsy misy akory ny ody faty, tsy maintsy samy hodimandry
‘Zay afaka ny hifankatia, Sambatra izy e !
jikofzwc 2 - Ny Tompo anie raha tonga tety, natolony hatramin’ny ainy
Nampianatra ny hifankatia, ny eso, ojgsseg latsa nozakainy
Nampetrany ho hanatrareo, mifankatiava tsara ianareo
F’izany no hahalalana fa hoe: tena Mpino
** Asandratro **AFA F3 FLM Anosibe tononkira.serasera.org Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 186
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 28/04/2026 19:19