Mifankatiava (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tsy misy anie ny honina ety, vahiny ihany ka mandalo
      Fotoana fohy sy voafetra, tsy misy afaka hamaly
      Raha tonga ny ora izay voatendry, tsy maintsy lasa izay voatondro
      Tsy afaka handaha intsony, fa mpandalo

  Ref : MIFANKATIAVA e ! (x2), raha mbola azo atao
       oymdnvbq    Miraisa hina, mifanampia fa tsy hisy honina ety
     knlpdqd      Tsy misy akory ny ody faty, tsy maintsy samy hodimandry
          ‘Zay afaka ny hifankatia, Sambatra izy e !

          2 - Ny Tompo anie raha tonga tety, natolony hatramin’ny ainy
               Nampianatra ny hifankatia, ny eso, latsa nozakainy
          tononkira.serasera.org      Nampetrany jmnap ho hanatrareo, mifankatiava tsara ianareo
               F’izany no hahalalana fa hoe: tena Mpino

** Asandratro **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Visites : 112
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 28/04/2026 19:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0465