Miandry anao (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Mihasarotra ny fiainanan-tany(Toa maha) Mahatrotraka tokoa, mampitomany
Very hevitra ianao, tsy mahita izay atao
JESOSY anie (mibanjina) mahita anao
Ref : Aiza ianao, JESOSY efa miandry anao
Hatry ny ela, maniry ny hiverenanao
Ampetrao Aminy, ny eo am-pelatanany
Hiadana (finaritra) an-danitra.
2 - Ny alahelo dia hitony
(Raha tojo) Raha tojo olana, Jesosy antso
Mahereza mivavaha fa Andriamanitra mahalala
Ny hevitra (hiadanana) hiadananao
** Miandry anao **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Visites : 15
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 28/04/2026 17:00
