Miandry anao (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
     1 -  Mihasarotra ny fiainanan-tany
          (Toa maha) Mahatrotraka tokoa, mampitomany
         xsii   Very hevitra ianao, tsy mahita izay atao
           JESOSY anie (mibanjina) mahita tononkira.serasera.org anao

  Ref : Aiza ianao, JESOSY efa miandry anao
          Hatry ny ela, maniry ny hiverenanao
          Ampetrao Aminy, ny eo am-pelatanany
      sohwae     Hiadana (finaritra) an-danitra.

       2 - Ny alahelo dia hitony
            (Raha tojo) Raha tojo olana, Jesosy antso
             Mahereza mivavaha fa Andriamanitra mahalala
             Ny hevitra (hiadanana) hiadananao

** Miandry iwky anao **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Hits : 156
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 28/04/2026 17:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0353