Miandry anao (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
     1 -  Mihasarotra ny fiainanan-tany
          (Toa maha) Mahatrotraka tokoa, mampitomany
           Very hevitra ianao, tsy mahita izay atao
           JESOSY anie (mibanjina) mahita anao

tononkira.serasera.org  Ref : Aiza ianao, JESOSY efa miandry anao
          Hatry cgbmhzd ny ela, maniry ny hiverenanao
         uwubtt  Ampetrao Aminy, ny eo am-pelatanany
          Hiadana (finaritra) an-danitra.

       2 - Ny alahelo dia hitony
            (Raha tojo) Raha tojo olana, Jesosy antso
         mlnuyhs     Mahereza mivavaha fa Andriamanitra mahalala
             Ny hevitra (hiadanana) hiadananao

** Miandry anao **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Visites : 266
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 28/04/2026 17:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344