Menatra ny hadisoako aho (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo : Menatra ny hadisoako aho Tompo o !Cœur : Nahoana tsy izaho no nizaka ny hadisoako, nofaiziko tokoa
Solo : Fa ianao no nijaly sy latsa-dra
Cœur : Niharitra ny latsa, voalefon-danivoho, nisolo heloka ahy
Solo : Raha ny ratsy efa vitako, mendrika ahy
Cœur : omena sazy mafy, hozonina hiafy ho valin’ny natao
Solo : Noho Ianao nefa Tompo o! afaka aho
Cœur : Miaina am-pifaliana, voadio ny olako, isaorako Anao
Ref : Misaotra Anao, Misaotra Anao Tompo o!
(Misaotra) 3e (Misaotra Tompo o!) 3e
Fa noho Ianao, voavonjy aho, afaka
(Noho Ianao) 3e (Voavonjy, afaka aho) 3e
** Menatra ny hadisoako aho **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 21
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 07/05/2026 17:39
