Menatra ny hadisoako aho (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo :     Menatra ny hadisoako aho Tompo o !
Cœur :   Nahoana tsy izaho no nizaka ny hadisoako, nofaiziko tokoa
Solo :     Fa ianao no nijaly sy latsa-dra
Cœur :   Niharitra ny latsa, voalefon-danivoho, nisolo heloka ahy

      Solo :    Raha ny ratsy efa vitako, mendrika ahy
      Cœur :   omena sazy mafy, hozonina hiafy ho valin’ny natao
      Solo :    Noho Ianao nefa Tompo o! afaka aho
    koxnppv   Cœur :   zoyckeem Miaina am-pifaliana, voadio ny olako, isaorako Anao

Ref :       Misaotra Anao, Misaotra Anao Tompo o!
               (Misaotra) 3e     (Misaotra tononkira.serasera.org Tompo o!) 3e
         symngw       Fa noho Ianao, voavonjy aho, afaka
               (Noho Ianao) 3e  (Voavonjy, afaka aho) 3e

**  Menatra ny hadisoako aho **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Hits : 241
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 07/05/2026 17:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301