Menatra ny hadisoako aho (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo :     Menatra ny hadisoako aho Tompo o !
Cœur :   Nahoana tsy izaho no nizaka ny hadisoako, nofaiziko tokoa
Solo :     Fa ianao no nijaly sy latsa-dra
Cœur :   Niharitra ny latsa, voalefon-danivoho, nisolo heloka ahy

      Solo :    Raha ny ratsy efa vitako, mendrika ahy
      Cœur :   omena sazy mafy, hozonina hiafy ho valin’ny natao
      Solo :    Noho Ianao nefa Tompo o! afaka aho
      Cœur :   Miaina am-pifaliana, voadio ny olako, isaorako Anao

Ref :       Misaotra Anao, Misaotra Anao Tompo o!
               (Misaotra) 3e     (Misaotra Tompo o!) 3e
               Fa noho Ianao, voavonjy aho, afaka
               (Noho Ianao) 3e  (Voavonjy, afaka aho) 3e

**  Menatra ny hadisoako aho **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Visites : 20
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 07/05/2026 17:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0663