Jesosy Mpiahy (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Hendrey Jesosy ny hafaliako, fa manana Anao ho Tompoko
lepy ‘Zay mpiaro sy mpiahy, mpampianatra mpanoro ahy
Ka na hisy hampitoloko, hendrey Jesosy ny hafaliako
Na dia maro fahavalo dia tsy hanan-tahotra
Ref : Ny hetraketraky ny tany, tsy handavo ahy sanatria
Fa ny fitiavanao no manjaka ao xhxd ho doria
Ka dera, laza, hery, haja no atolotray ho Anao
tononkira.serasera.org Fitahiana tsy hita lany no hatolotrao
2 - Na aiza n’aiza no halehako, na inona n’inona ataoko
Dia feno toky aho, fa manana ny teninao
Hoe : « Aza matahotra, minoa fotsiny ihany »
Indro aqwqhpe Izaho momba anao mandrankariva
** Jesosy Mpiahy **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 368
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 28/04/2026 16:45