Jesosy Mpiahy (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Hendrey Jesosy ny hafaliako, fa manana Anao ho Tompoko
‘Zay mpiaro sy mpiahy, mpampianatra mpanoro ahy
Ka na hisy hampitoloko, hendrey Jesosy ny hafaliako
vflygx Na dia maro fahavalo dia tsy hanan-tahotra
Ref : Ny hetraketraky ny tany, tsy handavo ahy sanatria
Fa ny fitiavanao no tononkira.serasera.org manjaka ao ho doria
Ka dera, laza, hery, haja no atolotray ho Anao
Fitahiana tsy hita lany no hatolotrao
2 - Na aiza n’aiza no halehako, na inona n’inona ataoko
puzn Dia suxfv feno toky aho, fa manana ny teninao
Hoe : « Aza matahotra, minoa fotsiny ihany »
Indro Izaho momba anao mandrankariva
** Jesosy Mpiahy **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 292
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 28/04/2026 16:45