Jesosy Mpiahy (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Hendrey Jesosy ny hafaliako, fa manana Anao ho Tompoko
tononkira.serasera.org ‘Zay mpiaro sy mpiahy, mpampianatra mpanoro ahy
Ka ntvjptc na hisy hampitoloko, hendrey Jesosy ny hafaliako
Na dia maro fahavalo dia tsy hanan-tahotra
Ref : Ny hetraketraky ny tany, tsy handavo ahy sanatria
nzihwhpu Fa ny fitiavanao no manjaka ao ho doria
Ka dera, laza, hery, haja no atolotray ho Anao
Fitahiana tsy hita lany no hatolotrao
2 - Na aiza n’aiza no halehako, na inona n’inona ataoko
Dia feno toky aho, fa manana ny teninao
Hoe : « srkm Aza matahotra, minoa fotsiny ihany »
Indro Izaho momba anao mandrankariva
** Jesosy Mpiahy **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Visites : 291
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 28/04/2026 16:45