Ho mpitory teny (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Ny Tompo Jeso, nitondra fianarana tsara tety
     Tsy nirehareha, niteny malefaka maha-te ho tia
     Nampianatra anao, ho be fandeferana feno fitia
     Tandremo ny fo sao mamitaka vdsj anao.

Ref : Ho mpitory teny no niantsoana anao noupyil e!
         Hizara ny mamy hitory ny soa tononkira.serasera.org ho aina tokoa
        Tandremo indrindra ny fihetsikao e!
        Sao mety handratra ny fon’ireo izay mibanjina lthq anao.

  2 – Tandremonareo, fa ratsy ny fomba izay tia rehereha
        Sao alaim-panahy, ka hanandra-tena fa hoe lehibe
        Kendreo avokoa ny teny ambara sao diso fandeha
        Manantena anareo ireo fo mitoreo.

** Ho mpitory teny **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Hits : 105
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 06/05/2026 13:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318