Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho mpitory teny (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Ny Tompo xafrnetc Jeso, nitondra fianarana tsara tety
Tsy nirehareha, niteny malefaka maha-te ho tia
Nampianatra anao, ho be fandeferana feno fitia
Tandremo ny fo sao mamitaka anao.
Ref : Ho mpitory teny no niantsoana anao e!
tononkira.serasera.org Hizara ny mamy hitory ny soa ho aina tokoa
Tandremo indrindra ny fihetsikao e!
zsfrmjdw Sao mety handratra ny fon’ireo izay mibanjina anao.
2 – Tandremonareo, fa ratsy ny fomba izay tia rehereha
Sao alaim-panahy, ka hanandra-tena fa hoe lehibe
Kendreo avokoa ny teny ambara svwad sao diso fandeha
Manantena anareo ireo fo mitoreo.
** Ho mpitory teny **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 75
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 06/05/2026 13:36