Ho mpitory teny (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Ny Tompo Jeso, nitondra fianarana tsara tety
     Tsy nirehareha, niteny yskfn malefaka maha-te ho tia
     Nampianatra anao, ho be fandeferana feno fitia
     Tandremo ny fo sao mamitaka anao.

Ref : Ho mpitory teny no niantsoana anao e!
         Hizara ny mamy hitory ny soa ho aina tokoa
        Tandremo indrindra ny fihetsikao e!
        Sao mety handratra ny fon’ireo izay mibanjina anao.

tononkira.serasera.org  2 – Tandremonareo, fa ratsy ny fomba izay tia rehereha
        Sao alaim-panahy, ka hanandra-tena fa hoe lehibe
      wylegcd   Kendreo avokoa ny teny ambara zevld sao diso fandeha
        Manantena anareo ireo fo mitoreo.

** Ho mpitory teny **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Visites : 76
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 06/05/2026 13:36
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291